Efa nahita kisoa?

Published on 10:11, 05/08,2007

Rehefa mipetraka aty andafy aty ny olona sasany dia tsy mahita biby velona intsony (ny zanaky ry Lanto aza moa any amin'ny "parc" no mijery akoho :-))... koa ho an'izay mbola tsy nahita kisoa, na ny marimarina kokoa kisoa teraka dia misy sary iray ity.  (tohiny)