Ny jereko ela indrindra
Published on 12:52, 05/09,2007
Eto amin'ny Internet mandritra ny adin'ny 10 eo ho eo aho isanandro (tsy mitohy kosa fa mba tapatapahina isaky ny adin'ny iray sy tapaky ny sakafo ary ny fodiana any antrano). Ny adin'ny 7 amin'io dia aty ampiasana ary ny adin'ny 3 kosa any antrano. Tao anatin'ny iray volana dia nanao karazana fanadihadiana kely aho hoe inona no takelaka jereko maharitra sy matetika indrindra eto amin'ny Internet isanandro. Dia ny valiny azoko dia hoe . (tohiny)
