Araka ny voalazan'i Tattum ao amin'ny blaoginy dia hisy indray ny fihaonan'ny mpi-blaogy malagasy ao Antananarivo. Hatramin'izao aloha dia mbola tsy fantatra hoe aiza no toerana fa holazaina eto ihany sy amin'ireo blaogy malagasy mety hiresaka an'izany. Raha afaka dia aza misalasala...
J'ai pu profiter après une élaboration d'un site en flash d'un ami (plus exactement une adaptation d'un modèle), de créer un nouveau player pour Radiovazogasy.com (tohiny)