Fako: ento any an-trano

Published on 14:50, 10/24,2007

Eto Antananarivo. Nitady aho fa tsy nahita fanariam-pako eny an-dalana eny. Raha sendra misy zavatra hariana eny an-tànanao ka manontany ianao hoe aiza no hariana ity... dia hoy ny olona hoe ento any an-trano. (tohiny)