Any ianao izay...
Published on 11:48, 11/21,2007
Vita indray ny fandalovana kely tany Madagasikara nandritra ny iray volana. Nahafinaritra ny dia amin'ny ankapobeny. Fohy loatra mihitsy aza. Hametraka sary amin'izay izany izao :-) (tohiny)