Quando non ci sei

Published on 00:29, 12/27,2007

Solo per ricordare il mio primo natale da sposato... era gran'chè? 

  (tohiny)


TGV: Checklist

Published on 10:19, 12/13,2007

Araka ny hita dia ho lany Ben'ny tananan'Antananarivo i Andry Rajoelina alias TGV. Nifantoka be tamin'ny tanora ny fampielezan-keviny na dia hoe eo koa aza ny zavatra hafa izay nampanantenainy. Mba hotsarovana ao aoriana dia haseho fohifohy eto ny tetikasany araka ny hita tao amin'ny andrytgv.com  (tohiny)


Anniversaire adino

Published on 11:13, 12/10,2007

Nisy namako anakiray, tena namana tokoa, izay nankalaza ny tsingerintaonany tato ho ato. Hatramin'ny nifankahalalanay sy nahafantarako ny daty nahaterahany dia tena tsy adinoko mihitsy ny miarahaba azy. Na dia hoe antsoratra fotsiny aza rehefa tsy afaka miantso. Izy koa inoako fa tsy nanadino ny ahy mihitsy, sady tsy sarotra tadidiana rahateo.  (tohiny)


Blaogy.com : Dingana dimy hanokafana blaogy

Published on 07:58, 12/07,2007

Efa misy ihany nosoratako tany aloha tany momba ny fandrindrana ny blaogy eto amin'ny blaogy.com. Ity lahatsoratra ity dia mampiseho ireo dingana tsotsotra tokony holalovana ho an'ireo vao hanomboka hametraka ny blaoginy eto.

 (tohiny)


Na saka... na torimaso

Published on 13:22, 12/04,2007

Tsy ho indray azo ny fandriana mafana sy ny "saka manatody" :-)