Ny Ainga - Revy mbola milay

Published on 13:08, 12/03,2007

Nandritra ny fialan-tsasatra tany Madagasikara farany teo dia ny tarika Ny Ainga no hitako hoe artistam-bahoaka (dika tsotsotran'ny hoe populaire) indrindra. Koa angamba rariny raha asiana resaka kely eto amin'ity blaogy ity androany. (tohiny)