Nandresy ny antoko havanana?

Published on 08:04, 04/16,2008

Vao tapabolana fotsiny aho no tsy teto Italia dia navelandry zareo  handresy ny antoko havanana tssss. :-)

 (tohiny)


Fandalovana eto Mada - Dobla fasy

Published on 11:52, 04/12,2008

Misy Face A sy Face B tahaka ny mozika koa ilay fandalovana eto Madagasikara (Efa fantatrareo ve ilay Face B de la musique malgache?)... efa herinandro mahery izay no nahatongavako teto fa ankoatry ny fahafinaretana isankarazany dia misy koa ny Face B (tohiny)


Maka hafanana... eto anilanao

Published on 11:25, 04/03,2008

Na dia vao tsy ela aza aho no taty aminao dia indro indray tonga... Misy itiavako anao manokana mihitsy angamba. Tsy noraisinao avy hatrany tao am-ponao aho fa mbola navezivezinao aloha. Nisafosafo ny sofinao aho tamin'ny vao tonga... dia avy eo ny takolakao. Ny alina aho vao tena namandrosoinao tao am-ponao.  (tohiny)


«Mialoha   1 2