Serasera tao Paris
Published on 11:07, 11/28,2008
Elaela tsy niblaogy dia hatramin'ny sary tany amin'ny fihaonana tany Paris avy no tsy voapetraka teto. Koa dia iny ary ny sary bambaray tamin'ny ankizy maromaro, apetraka eto ho fijerijery. (tohiny)
