Finday my700x
Very tany Dago teo anelanelan'Analakely sy Mahamasina ny findaiko ny alakamisy 10 aprily teo... teo anelanelan'ny tamin'ny 12 ora ka hatramin'ny 2 ora tolakandro. :-) (raha sendra nisy nahita) (tohiny)
Very tany Dago teo anelanelan'Analakely sy Mahamasina ny findaiko ny alakamisy 10 aprily teo... teo anelanelan'ny tamin'ny 12 ora ka hatramin'ny 2 ora tolakandro. :-) (raha sendra nisy nahita) (tohiny)
Vao tapabolana fotsiny aho no tsy teto Italia dia navelandry zareo handresy ny antoko havanana tssss. :-)
Misy Face A sy Face B tahaka ny mozika koa ilay fandalovana eto Madagasikara (Efa fantatrareo ve ilay Face B de la musique malgache?)... efa herinandro mahery izay no nahatongavako teto fa ankoatry ny fahafinaretana isankarazany dia misy koa ny Face B (tohiny)
Na dia vao tsy ela aza aho no taty aminao dia indro indray tonga... Misy itiavako anao manokana mihitsy angamba. Tsy noraisinao avy hatrany tao am-ponao aho fa mbola navezivezinao aloha. Nisafosafo ny sofinao aho tamin'ny vao tonga... dia avy eo ny takolakao. Ny alina aho vao tena namandrosoinao tao am-ponao. (tohiny)
Fandraisana anjara amin'ny "Aza ampijaliana ny tenintsika".
Sarotra ihany ho an'ny ankamaroan'ny Malagasy ny mamantatra hoe misy "h" ve ny teny iray sa tsy misy satria amin'ny ankapobeny ny "h" dia tsy tononina. Ho an'ny faritra sasany toa ny any Betsileo aloha tsy dia manana olana satria tononina tsara mihitsy ny "h". Koa ireto ary misy fomba vitsivitsy hahalalàna hoe tokony hisy "h" sa tsy tokony ny teny iray. (tohiny)