Video Fihaonana Roma
Tonga soa amantsara ny video avy tany amin'i Ralay (izay isaorana be dia be) mitantara ny fihaonana teto Roma. Sombiny ihany no hapetraka eto.
(tohiny)
Tonga soa amantsara ny video avy tany amin'i Ralay (izay isaorana be dia be) mitantara ny fihaonana teto Roma. Sombiny ihany no hapetraka eto.
(tohiny)
Dia tsy maintsy hitohy ihany ity fihaonana ity. Taorian'ny fihaonana teto Roma tamin'ny 3-6 aogositra 2006 teo dia indro indray nidodododo nandeha tany Paris fa nisy fihaonana nokarakarain'i Maina indray tany.
(tohiny)
Tontosa soa amantsara ny fihaonan’ny namana serasera teto Roma ny 4-5-6 aogositra 2006 teo. Nahafinaritra tanteraka ny fiarahana… tsy nampoizina loatra ho toa izany raha eritreretina hoe olona tsy mifankahalala afatsy amin’ny alalan’ny internet (forum, chat, hafatra sns…
na dia efa nisy ihany ny fifampizaràna sary tetsy sy teroa. Be dia be, noho izany, ny surprises… fa surprises nahafinaritra daholo.
Dia tonga araka ny fandaharam-potoana ny namana vitsivitsy avy ao amin'ny serasera.org. Mbola hitohy ny programa fa dia resaka fifankahafantarana sy fitsenana aloha no nafotaka. Mbola hisy ihany koa ny ho tonga rahampitso fa dia mahafinaritra aloha e.
Nanandrana nanao ny fomban'ny touristes tonga teto Rome izahay nony niverina androany. Nony niala teny amin'ny avion teny Ciampino dia niaraka tamin'ireo touristes rainiboto maromaro satria tany Allemagne tsinona no niala. Dia noezahinay tsy notsaroana mihitsy hoe efa teto Rome izahay no nipetraka fa toy ny hoe tanana vaovao hanaovana vacances indray koa Rome. Dia inona no zavatra tsapa?
(tohiny)