Ampahatelon'ny androko
Ordinateur anakiroa miampy serveur Windows Server 2003 1GB Ram sy HDD 2 x 250 GB (somary miafina io ambany io dia ilay monitor io ny monitor-ny). Windows daholo :-). Ery amin'iry ordi anakiray iry daholo ny backup serasera ankoatran'ny any amin'ny dedicated server. Io koa no manao ny test rehetra. Ny ordi anakiray tsy hita eto amin'ny sary kosa anaovana ny kandra tsy azo asiana zavatra hafa :-)
Oups, adinoko teo ambonin'ny birao ny rano... mahalany rano 1,5 litatra isanandro :-) (plus si affinité).

