Ny fandraisana amin'izay

Published on 06:24, 03/21,2006

Ok Hiditra amin'ny fanatsarana tsikelikely ny pejy fandraisana amin'izay fa toa iny no ahafahana mitarika olona mialoha.  (tohiny)


7777

Published on 22:53, 03/20,2006

Mba nanaitra ahy fotsiny ny nahita an'ilay 7777 tao amin'ny namana omaly. Isan'ny namana ao amin'ny serasera.org. Raha ny tena izy dia efa nihoatra be noho io (efa ela no ni-dépasser ny 10.000) fa noho ilay hoevoafafa izay tsy mamangy ao anatin'ny 4-bolana dia io sisa.

 


Haparitaka

Published on 16:26, 03/20,2006

Ezahina haparitaka tsikelikely amin'izay ny blaogy.com na dia mbola tsy vita tsara aza ny endrika fandraisana. Atao tsikelikelly eo ihany

Inoana fa hanampy amin'ny fanaparitahana sy fampitampitana ny blaogy.com koa izay efa mampiasa :) 


Na google aza mivika

Published on 09:06, 03/20,2006

Saika hikredy be aho androany nahita fa nisy outages vitsivitsy tao amin'ny serveur misy ny blaogy.com... dia nangina tampoka rehefa nahita hoe na ny google aza nivika kely tao anatin'ny 10 minitra (16h59 - 17h10) Efa milamina tsara izao ny serveur...


Endrika isan-karazany

Published on 01:31, 03/19,2006

Araka ny programa dia mitady endrika isan-karazany ho an'ny blaogy.com aho amin'izao fotoana izao. Ny toerana ahitana an'izany dia tao amin'ny Wordpress ihany. Apetrako eto ambany daholo izay hitako koa raha misy mahaliana anareo amin'ireo endrika ireo dia ilazao aho fa hamboarina ho azo ampiasaina eto amin'ny blaogy.com  (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 ... 51 52 53 54 55 56 57 58 59  Manaraka»