Tolotra Boky sy CD Informatika

Published on 12:25, 05/20,2008

Efa volana vitsivitsy izay dia mandefa Boky sy CD any Madagasikara ny infogasy.net. Amin'izao fotoana izao dia miara-miasa mivantana amin'ny Telomiova.org ry zareo amin'izany ary nomena anarana hoe Tolotra Boky sy CD ilay hetsika.  (tohiny)


Vakiraoka daholo

Published on 17:04, 05/19,2008

Ny fotoana hanoratana ve no tsy ampy sa ny saina no mbola mikorontana? Misimisy ihany ny lahatsoratra tsy mety vitako hatramin'ny farany ato dia miangona ao amin'ny vakiraoka ao. Ho lany daty ny ankamaroany. Hojereko amin'ity herinandro ity.


Ricco ricordo

Published on 00:54, 05/17,2008


TEst upload

Published on 16:32, 05/02,2008

test uploadny ainga


Arivonimamo

Published on 09:28, 04/26,2008

Tamin'ny 1983 tany ho any aho no nahita an'Arivonimamo voalohany na dia hoe avy any aza izahay. Tsy tena tao Arivonimamo fa mbola mandeha tongotra eo amin'ny 26km avy eo. Fa amin'izao dia azo atao hoe avy ao Arivonimamo izahay satria dia niorim-ponenana ao. (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 ... 55 56 57  Manaraka»