Haparitaka

hery 20 Martsa, 2006 16:26 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Ezahina haparitaka tsikelikely amin'izay ny blaogy.com na dia mbola tsy vita tsara aza ny endrika fandraisana. Atao tsikelikelly eo ihany

Inoana fa hanampy amin'ny fanaparitahana sy fampitampitana ny blaogy.com koa izay efa mampiasa :) 


Na Google Aza Mivika

hery 20 Martsa, 2006 09:06 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Saika hikredy be aho androany nahita fa nisy outages vitsivitsy tao amin'ny serveur misy ny blaogy.com... dia nangina tampoka rehefa nahita hoe na ny google aza nivika kely tao anatin'ny 10 minitra (16h59 - 17h10) Efa milamina tsara izao ny serveur...

Endrika Isan-Karazany

hery 19 Martsa, 2006 01:31 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Araka ny programa dia mitady endrika isan-karazany ho an'ny blaogy.com aho amin'izao fotoana izao. Ny toerana ahitana an'izany dia tao amin'ny Wordpress ihany. Apetrako eto ambany daholo izay hitako koa raha misy mahaliana anareo amin'ireo endrika ireo dia ilazao aho fa hamboarina ho azo ampiasaina eto amin'ny blaogy.com  (tohiny)

Haka Aina Kely

hery 18 Martsa, 2006 14:05 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Be be ihany ny zavatra vita tamin'ity herinandro ity momba ny blaogy.com. Mbola betsaka koa ireo tetik'asa mbola hatao. Koa aleo aloha haka aina kely indray fa tsy hiari-tory androany alina.
Ireo zavatra tokony mbola hatao ao amin'ny blaogy.com :
 (tohiny)

More Text...

hery 17 Martsa, 2006 08:47 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
I have just discovered that the more tag in blaogy.com to be used with the metaWeblogapi is [@more@]  (tohiny)
«Mialoha   1 2 3 ... 66 67 68 69 70 71 72 73  Manaraka»

Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)