Solonanarna Misy Teboka

hery 17 Martsa, 2006 08:16 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Noho ny solonanaran'i ari.malala misy teboka dia voatery nanova zavatra vitsivitsy tao amin'ny scripts indray.  (tohiny)

Hanno Censoriato "Roma"

hery 17 Martsa, 2006 03:52 Italiano Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Aspettavo veramente questa fiction che parla della "Roma". Ho sentito molto su comè gli americani vedono, almeno, la regista e Hbo, la storia di Roma. Ma oggi, ho letto nel giornale che alla fine, "Roma" non sarà piu intera. La Rai ha deciso di tagliare alcune scene giudicate violente, oppure immorale. Infatti nel'originale, c'è, ho sentito, una scena incestuosa di sesso fra i due fratelli Ottaviano e Ottavia... e alcuni apparizioni delle schiave nude.
Così, la prima puntata che vedremo stassera sarà una versione soft :-(
Per informazioni su questo film http://www.roma.rai.it

Senza Parole... Vasco Rossi

hery 15 Martsa, 2006 13:52 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Vasco RossiHira anakiray anisan'ny malaza eto Italie... hirain'i Vasco Rossi.
Noezahiko nadika tamin'ny teny gasy fa toa tsy misy heviny tsara :-)
 (tohiny)

Ilay Izahay Mianaka

hery 14 Martsa, 2006 16:45 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)
Nahafinaritra ahy ny akon'ny nametrahako ity sary ity tao amin'ny namana. Nanakoako hatraty Italie ny lazany :-).
Minou no anaran'io zaza io. Mitovy be izahay mianaka. Azo atao hoe zanako ihany izy satria zanaky ny cousin-ko... ka tsy maninona na antsoina hoe izahay mianaka aza ny sary.
Tamin'ny aniverseran'i Minou io. :-)
hery


Andrana Voaaro

hery 13 Martsa, 2006 04:40 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Ity izao ohatra dia mampiasa ilay hoe Enable pasword protection...

mila mampiditra mot de passe hoe test vao afaka mahita azy.

 (tohiny)
«Mialoha   1 2 3 ... 67 68 69 70 71 72 73  Manaraka»

Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)