Ny Italiana sy ny Eoropeana
Ity sarimihetsika kely ity dia namboarin'i Bruno Bozzetto izay Italiana. Mampiseho ny mahasamihafa ny Italiana amin'ny Eoropeana hafa... na ny marimarina kokoa, ny mampitovy ny Italiana amin'ny Afrikana :-)

Ary hain'ny ankizy kely any Dago koa ity hira ity... nisy nihira mafy ery tany amin'ny Karaoke.
Zombie The Cranberries
Another head hangs lowly,
Child is slowly taken.
And the violence caused such silence,
Who are we mistaken?
(tohiny)
Araka ny heno izany dia any Dago Rossy ary dia ho raikitra ihany (angamba) ny fampisehoana ataony ao Antananarivo amin'ny 27 aprily izao.
Very tany Dago teo anelanelan'Analakely sy Mahamasina ny findaiko ny alakamisy 10 aprily teo... teo anelanelan'ny tamin'ny 12 ora ka hatramin'ny 2 ora tolakandro. :-) (raha sendra nisy nahita) (tohiny)
Vao tapabolana fotsiny aho no tsy teto Italia dia navelandry zareo handresy ny antoko havanana tssss. :-)