TEst Upload

hery 02 Mey, 2008 16:32 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

test uploadny ainga


Lahatsoratra Miafina.

hery 11 Septambra, 2007 12:12 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Namboarina kely ny momba ny lahatsoratra miafina. Mba hahafahanao mamaky ity lahatsoratra ity dia ampidiro ny tenimiafina hoe andrana

 (tohiny)

Test Dailymotion

hery 12 Aprily, 2007 18:36 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Kely Sisa

hery 11 Aprily, 2007 20:40 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Andro vitsivitsy izay no nikotranako tanteraka ny blaogy.com mba hanavaozana azy araka ny tokony ho izy. Efa vita daholo amin'ny ankapobeny ny tena votoatiny fa mbola misy ihany ireo zavatra tsy vita... anisan'izany ny famerenana amin'ny laoniny ireo Endrika isankarazany izay efa nampiasain'ny namana. Ny anisan'ny mahafaly aloha dia nivoatra be mihitsy ny moteran'ny lifetype ka moramora kokoa ny manampy ny zavatra tadiavina. Tsy voatery mikitika ny "core" intsony aho fa misikotra amin'ny sisiny dia ampy. Ho mora koa noho izany ny mamaly ny hetahetan'ny namana mpampiasa ny blaogy.com.

Angamba raha be indrindra dia 3 andro sisa dia ho tafaverina daholo ny endrika rehetra sy ny plugins rehetra.


Nangingina Ny Blaogiko

hery 27 Febroary, 2007 21:11 Blaogy Dev Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Nangingina ny blaogiko tato ho ato. Be dia be ny nifamahofaho :-) Ny olana goavana dia ny internet tsy misy ao antrano... Eto Italia mantsy ny tena e. Tahaka ny any Afrika ihany... nanova compagnie telephone dia miandry ny rariny aloha vao misy internet. Mikatso daholo izay tsy hikatso.

 (tohiny)
1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12  Manaraka»

Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)