Endrika isan-karazany

Published on 01:31, 03/19,2006

Araka ny programa dia mitady endrika isan-karazany ho an'ny blaogy.com aho amin'izao fotoana izao. Ny toerana ahitana an'izany dia tao amin'ny Wordpress ihany. Apetrako eto ambany daholo izay hitako koa raha misy mahaliana anareo amin'ireo endrika ireo dia ilazao aho fa hamboarina ho azo ampiasaina eto amin'ny blaogy.com  (tohiny)


Haka aina kely

Published on 14:05, 03/18,2006

Be be ihany ny zavatra vita tamin'ity herinandro ity momba ny blaogy.com. Mbola betsaka koa ireo tetik'asa mbola hatao. Koa aleo aloha haka aina kely indray fa tsy hiari-tory androany alina.
Ireo zavatra tokony mbola hatao ao amin'ny blaogy.com :
 (tohiny)


More text...

Published on 08:47, 03/17,2006

I have just discovered that the more tag in blaogy.com to be used with the metaWeblogapi is [@more@]  (tohiny)


Solonanarna misy teboka

Published on 08:16, 03/17,2006

Noho ny solonanaran'i ari.malala misy teboka dia voatery nanova zavatra vitsivitsy tao amin'ny scripts indray.  (tohiny)


Ilay izahay mianaka

Published on 16:45, 03/14,2006

Nahafinaritra ahy ny akon'ny nametrahako ity sary ity tao amin'ny namana. Nanakoako hatraty Italie ny lazany :-).
Minou no anaran'io zaza io. Mitovy be izahay mianaka. Azo atao hoe zanako ihany izy satria zanaky ny cousin-ko... ka tsy maninona na antsoina hoe izahay mianaka aza ny sary.
Tamin'ny aniverseran'i Minou io. :-)

hery


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12  Manaraka»