Atsinanan'i La Frantsa indray

Published on 00:04, 07/24,2006

Aty Strasbourg indray no fitobiana manaraka amin'ity vakansy efa hifarana ity. Aty amin'i lanto sy jm izay miandraikitra manokana ny radiovazogasy.com. Ny fandaharam-potoana? Hanao re-install-n'ny serveur-n'ny radio. Mise à jour-n'ny fitaovana fandefasana azy. Fanatsarana ny resaka fangatahana hira. Fanamboarana ny resaka dedicaces... oups, dia milomano sy mijery tanàna sy ny sisa koa tsy adino :-) (tohiny)


Adiresy imailaka @namana.serasera.org

Published on 01:34, 06/12,2006

Vokatry ny fanomezana avy amin'ny gmail.com dia manana adiresy miendrika solonanarana@namana.serasera.org 500 izay atolotra ho an'ireo namana izay mangataka izany ny serasera.org.

Raha toa ka tianao ny hanana adiresy solonanarana@namana.serasera.org (ny solonanarana dia ilay solonanarana fampiasanao eto amin'ny serasera.org) dia fenoy ny fangatahana tsindrio eto (Mila mampiditra solonanarana sy tenimiafina namana.serasera.org) . Alohan'izany anefa dia vakio ny tolotra sy ny fepetra. (tohiny)


Dedibox log

Published on 12:32, 06/10,2006

Nahazo Dedibox iray izany RVG. Toa izao avy ny zavatra momba izany. Apetrako ato ny sombiny sao mety hanampy. Niandry efa ho 15 jours aloha vao disponible ny serveur. Niandry ny verifications isan-karazany.
 (tohiny)


Angamba... Fa...

Published on 01:38, 05/28,2006

Tsy haiko na naninona aho androany fa niverina tampoka ny tononkalo. Ahatsiarovako ireo namana izay mitaraina hoe avelan'ny olon-tiany irery ao antrano rehefa mody alina iny izy... na ireo ilaozan'ny olon-tiany vao maraina rehefa mi-defoule iny izy sns...
 (tohiny)


Yahoo Messenger, Skype, MSN

Published on 00:02, 05/24,2006

Vokatry ny fandrosoan'ny teknolojia dia tsy manahirana intsony ny miresaka mivantana amin'ny olona iray na dia lavitra aza. Mila manana internet fotsiny.
 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12  Manaraka»