Manjelatra ao am Google ny mpikambana serasera

Published on 01:44, 05/19,2006

Alina aho nanao fanandrakandramana nijery ny namana malazalaza ao amin'ny serasera.org tao amin'ny Google. Dia hitako fa tafiditra ao amin'ny pejy voalohany hatrany izay tadiaviko. Anisan'ny notadiaviko ohatra pissoa, lapino (be ny lapino fa mbola ao amin'ny pejy voalohany ihany lapino serasera ), fraz, dadabe, voromailala, ari.malala, ravakamalala, Fiffi, lantonirina, sareraka , lemenakely, lanto, vahinala, jentilisa, fasaly, sipagasy sy ny sisa sy ny sisa (tsy voatanisako intsony ) Manjelatra daholo. Ary raha vao asiana serasera fotsiny moa ho an'ireo solonanarana be mpanana dia tonga dia hita...

 (tohiny)


Zo hankahala... tsiky dia ampy

Published on 00:30, 05/19,2006

Taorian'ilay lahatsoratra nosoratako farany hoe "Je ne t'ai pas pardonnée" dia be dia be ny fanontaniana tonga taty amiko. Iza io? Fa nisy inona? Inona koa izany lolom-po izany? sns. sns..

 (tohiny)


Mission possible

Published on 03:31, 05/15,2006

Tsy dia ratsy ilay Mission Impossible III. Efa noresena lahatra mafy hijery ny sasany vao nanaiky... kay nony nivoaka avy ao mba nankafy ihany  (tohiny)


Nohavaoziko ny takelako :-)

Published on 09:23, 05/12,2006

Ok, ny tena takelako ofisialy dia hery.serasera.org izay takelaka mitsipozipozy mihitsy noho ny tsy fananako fotoana hikarakarana azy. Ny manamboatra kiraro hono no ratsy kiraro indrindra e :-) Koa navaoziko kely izy androany. Ny endrika aloha no tena navaozina dia nampidirina koa ny fanovana teo amin'ny modules sasany. 

 (tohiny)


Takelaka vaovao

Published on 03:30, 05/10,2006

Dia navoaka androany ny takelaka bizna.serasera.org rehefa avy nokonokononina nandritra ny andro maromaro. Tsy natao version beta toa ny mahazatra satria stable daholo ny lafiny ara-teknika.
 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12  Manaraka»