Già primavera...

Published on 09:36, 03/05,2007

Mi-ril be ny fotoana tamin'ity taona ity. Efa ho tapitra sahady ny telovolana voalohany. Ny nokasaina hatao 2007 nefa tsy mbola nanomboka akory. Efa mafana sahady ny andro. Izahay aza efa nihinana glasy sahady omaly (izaho no marimarina kokoa fa ny sasany efa henoko hoe naka avansy daholo).

 (tohiny)


Izaho sy ny sarimihetsika

Published on 09:48, 02/28,2007

Manararaotra manoratra an'ity aho satria nametraka an'ilay resaka Cin Cin Cinema atsy amin'ny malagasy.it (takelaky ny Malagasy eto Italia). Izaho dia anisan'ny olona tia sarimihetsika hatramin'ny mbola kely... angamba azo sokajiana hoe Cinephile. Mety maro ny lafy ratsiny fa ny lafy tsara hitako dia ny fisokafana amin'ny hafa... toy ny kolotsaina hafa, fitenenana hafa, fomba amam-panao hafa. Tahaka ny hoe ianao mihitsy no mivezivezy any amin'ny fiaraha-monina samihafa.

 (tohiny)


Iris tra le tue poesie

Published on 14:15, 02/15,2007

Hira efa tranainy ihany (1998) fa tiako be. Hirain'i Biagio Antonacci. 

 


 (tohiny)


Zavatra ilaiko maika

Published on 16:17, 01/31,2007

Misy fiteny malagasy hoe tsy ho indray azo daholo Babay sy Ilohavohitra (ho any tokoa hono ny namana dago?)... Dia eritreretiko hoe eo anelanelan'i Babay sy Ilohavohitra sy ny fandria-mafana sy ny valala manatody aho izao. Nampiana 2 ilay options amin'izay misy tsirony tsara :-) satria dia zavatra efatra tokoa no ilaiko maika kanefa tsy maintsy ny iray ihany no tsy maintsy ho azoko.

Ireto ary izy ireo :-)

 (tohiny)


Vaovao ny taona... ny inona koa?

Published on 11:59, 01/02,2007

Vaovao izany ny taona. Dia ny inona koa? Tsy  mbola tafatombona tsara angamba aho dia tsy mbola hitako izay tena tokony havaozina... fa inoako fa misy vitsivitsy tokony hohatsaraina. Holazaina miandalana eo ihany.

 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15  Manaraka»