Arivonimamo

Published on 09:28, 04/26,2008

Tamin'ny 1983 tany ho any aho no nahita an'Arivonimamo voalohany na dia hoe avy any aza izahay. Tsy tena tao Arivonimamo fa mbola mandeha tongotra eo amin'ny 26km avy eo. Fa amin'izao dia azo atao hoe avy ao Arivonimamo izahay satria dia niorim-ponenana ao. (tohiny)


Zombie

Published on 07:22, 04/24,2008

Ary hain'ny ankizy kely any Dago koa ity hira ity... nisy nihira mafy ery tany amin'ny Karaoke.

Zombie The Cranberries

Another head hangs lowly,
Child is slowly taken.
And the violence caused such silence,
Who are we mistaken?
 (tohiny)


Finday my700x

Published on 09:26, 04/17,2008

Very tany Dago teo anelanelan'Analakely sy Mahamasina ny findaiko ny alakamisy 10 aprily teo... teo anelanelan'ny tamin'ny 12 ora ka hatramin'ny 2 ora tolakandro. :-) (raha sendra nisy nahita) (tohiny)


Fandalovana eto Mada - Dobla fasy

Published on 11:52, 04/12,2008

Misy Face A sy Face B tahaka ny mozika koa ilay fandalovana eto Madagasikara (Efa fantatrareo ve ilay Face B de la musique malgache?)... efa herinandro mahery izay no nahatongavako teto fa ankoatry ny fahafinaretana isankarazany dia misy koa ny Face B (tohiny)


Maka hafanana... eto anilanao

Published on 11:25, 04/03,2008

Na dia vao tsy ela aza aho no taty aminao dia indro indray tonga... Misy itiavako anao manokana mihitsy angamba. Tsy noraisinao avy hatrany tao am-ponao aho fa mbola navezivezinao aloha. Nisafosafo ny sofinao aho tamin'ny vao tonga... dia avy eo ny takolakao. Ny alina aho vao tena namandrosoinao tao am-ponao.  (tohiny)