Nandresy hono Italie

Published on 23:59, 06/12,2006

Na mipetraka eto Italia aza aho dia tsy dia maka italiana loatra rehefa manao baolina ry zalahy. Indrindra moa raha mifanandrina amin'ny Afrikana izy. Teo am-pijerena baolina izahay dia mbola naverimberiko hoe na ny ekipan'i FCB (Footbal Club-n'i Besarety ) aza no mihaona amin'i Italia dia mbola tsy haka Italia ihany aho.
 (tohiny)


Fanorona: Andrana voalohany

Published on 08:47, 06/06,2006

Vita aloha ny dingana voalohany ao amin'ilay tetikasa fanorona. Ity dingana ity dia nanamboarana ny vatabe-n'ny kilasy izay entina hampiditra ny fanorona amin'ny takelaka.
 (tohiny)


Aniverseran'i Neny Vitinia

Published on 02:20, 06/04,2006

Malaza mpanao fety mihitsy izahay eto Roma eto , ny weekend tonga no ela dia tsy maintsy misy mahita fety hoforonina foana. Fa ny fety tamin'ny zoma kosa aloha dia fety ofisialy. Fetim-pirenena Italiana sady aniverseran'i neny eny Vitinia.
 (tohiny)


Tetikasa fanorona - teti-panorona

Published on 01:10, 05/25,2006

Angamba dia misy gaga mihitsy hoe inona daholo ity tetikasa etsy sy eroa ity... toa ny etsy tsy vita kanefa ny etsy manomboka ihany. Efa mahazatra ahy anefa ilay manao zavatra be dia be indray miaraka :-) - ny olona rehetra ve moa tsy toa izany daholo - dia ho hita eo izay hihafarany e.
 (tohiny)


Da Vinci Code, hijery sa tsia?

Published on 22:11, 05/20,2006

Nivoaka teto Italie nanomboka tamin'ny zoma teto ny Codice Da Vinci, izay film anisan'ny be mpiresaka indrindra amin'izao fotoana izao. Miakatra anefa ny polemika momba an'io film io satria betsaka ireo kristianina no tsy manaiky ny sary omena an'i Jesoa ao anatin'ilay film... nanambady sy niteraka sns. Ary indrindra ilay resaka hoe afenin'ny Fiangonana izany fa fantany.
 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8  Manaraka»