Merry Madagascar En Video
Ny tena mahaliana ahy amin'ity Video ity dia ilay Kilalaka nandritra ny segondra vitsivitsy. Nandihy kilalaka i Dadabenoely :-)
Ny tena mahaliana ahy amin'ity Video ity dia ilay Kilalaka nandritra ny segondra vitsivitsy. Nandihy kilalaka i Dadabenoely :-)
Ireto ny sarimihetsika ezahiko hojerena amin'ity faran'ny herinandro ity.
Tsy ilay hira malaza (manjary atao @ fiandrasam-paty foana) no tiako lazaina amin'ny lohateny fa dika tsotsotra an'ilay fiteny hoe "Keep moving forward". Omaly hariva aho vao nijery an'ilay Dessin Animé (ie, mpakafy an'ireny aho) hoe "Meet the Robinsons" satria hanomboka hiasa androany fa vita ny fialantsasatra dia hoe te hihomehy kely. Rehefa fotoana tiako hanadiovana ny atidohako hanadino vetivety ny ordinatera sy ny mombamomba azy mantsy dia mijery film-njaza toa ireny aho. (tohiny)
Omaly alina vao hitako ilay Into the Wild na dia efa tamin'ny 2007 aza no nivoaka. Henoko ihany ny lazany fa noheveriko hahamonamonaina satria dia efa ho 150mn be izao. Nony nijery azy anefa aho alina dia tena nankafy tanteraka. Raha mbola tsy hitanareo dia mba jereo ihany. (tohiny)
Dia hivoaka amin'ny faran'ity taona ity indray izany ny "Madagascar, The Great Escape" (aka. Madagascar 2). Miala ao Madagasikara ry zareo amin'ity film ity ary dia mitontona indray any Afrika. (tohiny)
Powered by LifeType
©
2006 - Design by
Omar Romero
(all rights reserved)