Quando Non Ci Sei
Solo per ricordare il mio primo natale da sposato... era gran'chè?
Solo per ricordare il mio primo natale da sposato... era gran'chè?
Aza taitra loatra :-) Tena fanahy niniana napetraka io lohateny io hahafantaran'izay mamaky hoe aiza marina aho no monina. Tahatahaka ny ahoana ny tontolo manodidina ahy. Tonga soa eto Afrika. (tohiny)
Manomboka 150 ka hatramin'ny 850 Euros. Izany no vidin'ny fidirana amin'ny fampisehoana izay ataon'i Barbra Streisand amin'ny tour izay ataony aty Italie. Dia niaka-pofona daholo ny rehetra satria mandatsa ny mahantra raha izany fidirana izany. Eto Italie mantsy dia 800 Euros ny SMIC. Be dia be ny nangataka ny hanafoanana ny fampisehoana, ary ny antony naroso nandritra izany fangatahana fanafoanana izany dia hoe fananam-bahoaka no anaovana azy ka azon'ny commune sakanana amin'ny fotoana farany rehefa tsy mifanaraka amin'ny moraly. Ho hita eo izay ho vokany. Aza manahy ianao izay mamaky ity ka tsy mahalala an'i Barbra Streisand... natao ho an'ny tena manan-karena sy izay tena tia azy angamba izany mpihira izany satria tsy mba nomeny chance akory ireo izay mety hoe liana fotsiny hijery. Io ihany ny sariny na izany aza.
Tsitsio ny saosy fa mbola ho avy i George Michael amin'ny volana Jolay... na rehefa tena te hihaino dia mividiana ny CD-ny vao nivoaka izay inoako fa tsy hihoatra ny 50 Euro.
Molti mari e fiumi
attraversero’
dentro la tua terra
mi ritroverai
Turbini e tempeste
io cavalchero’
volero’ tra il fulmini
per averti (tohiny)
Powered by LifeType
©
2006 - Design by
Omar Romero
(all rights reserved)