Mandroso Google... zah kou.

Published on 12:06, 08/24,2006

Efa elaela aho tsy nijery ireo services natolotr'i Google noho ilay izy tsy actifs daholo. Rehefa misoratra anarana dia lazainy hoe hilazana ianao rehefa vonona ny tolotra. Anisan'izany ohatra ny Google hosted sy ny Google analytics.
 (tohiny)


Video Fihaonana Roma

Published on 19:03, 08/23,2006

Tonga soa amantsara ny video avy tany amin'i Ralay (izay isaorana be dia be) mitantara ny fihaonana teto Roma. Sombiny ihany no hapetraka eto.
 (tohiny)


Namana serasera eto Roma

Published on 16:14, 08/03,2006

Dia tonga araka ny fandaharam-potoana ny namana vitsivitsy avy ao amin'ny serasera.org. Mbola hitohy ny programa fa dia resaka fifankahafantarana sy fitsenana aloha no nafotaka. Mbola hisy ihany koa ny ho tonga rahampitso fa dia mahafinaritra aloha e.


Server flood: La réponse de vancleef

Published on 23:42, 07/25,2006

Après quelques temps, vancleef a recommencé ses scripts pour flood-er serasera.org. Par respect je ne voulais pas dire son nom dans le premier post à propos de ce sujet. Mais je sais qu'il sait ce qu'il fait et il en a ses raisons... donc maintenant ce n'est plus grave si on le dit tout haut et tout fort pour qu'il s'en explique. (tohiny)


Telo alina

Published on 08:56, 06/13,2006

Fantatrao ve fa teloalina mahery (30.182) no isan'ireo efa nisoratra anarana tao amin'ny namana.serasera.org nandritra izay 3 taona nisiany izay? (Ny takelaka namana.serasera.org dia niforona tamin'ny 2003 fa ny serasera.org amin'ny ankapobeny no tamin'ny 1999)
 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7  Manaraka»