Rossy - Ino Vaovao

Published on 14:12, 04/18,2008

Araka ny heno izany dia any Dago Rossy ary dia ho raikitra ihany (angamba) ny fampisehoana ataony ao Antananarivo amin'ny 27 aprily izao.

 (tohiny)


Ny hoavin'i Andry TGV

Published on 12:24, 01/16,2008

Talohan'ny fifidianana aho dia efa naneho ny tsy fankasitrahako ny hidiran'i Andry TGV eo amin'ny fitondrana ny tananan'Antananarivo. Tsy fankahalana manokana azy izany ary tsy fitiavana manokana ny hafa ihany koa fa fitsinjovana ny mety ho tsimbadika politika sy ny hoavin'ny tananan'Antananarivo ihany. Herinandro vitsivitsy izao no nipetrahany teo amin'ny fitondrana ny tanàna. Tsy mbola ampy hitsarana azy kanefa efa miseho sahady ny mety ho taratry ny zavatra hisy atsy ho atsy. (tohiny)


TGV: Checklist

Published on 10:19, 12/13,2007

Araka ny hita dia ho lany Ben'ny tananan'Antananarivo i Andry Rajoelina alias TGV. Nifantoka be tamin'ny tanora ny fampielezan-keviny na dia hoe eo koa aza ny zavatra hafa izay nampanantenainy. Mba hotsarovana ao aoriana dia haseho fohifohy eto ny tetikasany araka ny hita tao amin'ny andrytgv.com  (tohiny)