Ilay izahay mianaka
Published on 03/14,2006
Nahafinaritra ahy ny akon'ny nametrahako ity sary ity tao amin'ny namana. Nanakoako hatraty Italie ny lazany :-).
Minou no anaran'io zaza io. Mitovy be izahay mianaka. Azo atao hoe zanako ihany izy satria zanaky ny cousin-ko... ka tsy maninona na antsoina hoe izahay mianaka aza ny sary.
Tamin'ny aniverseran'i Minou io. :-)

03/20,2006, at 10:57
Visit akamatiana
hummmmm !! mitovy marina nareo an!! eo kou ataoko eto l sariko tam mbola kely mitovy amin'lah iny d tsika mi-dahy njay , bizzzzzzzzz