Namana serasera eto Roma
Published on 08/03,2006
Dia tonga araka ny fandaharam-potoana ny namana vitsivitsy avy ao amin'ny serasera.org. Mbola hitohy ny programa fa dia resaka fifankahafantarana sy fitsenana aloha no nafotaka. Mbola hisy ihany koa ny ho tonga rahampitso fa dia mahafinaritra aloha e.
08/07,2006, at 17:19
Visit dd
eo ary isika izao?
mba te hahita ny sary @ zay ny namana ry hery an!
alefaso fa miandry anay !!
mirary soa hatrany
08/08,2006, at 00:13
Visit Hery
:-) Vakansinay ve dia hojerenareo kosa ny sary kle