Video Fihaonana Roma

Published on 08/23,2006

Tonga soa amantsara ny video avy tany amin'i Ralay (izay isaorana be dia be) mitantara ny fihaonana teto Roma. Sombiny ihany no hapetraka eto.


Roma_0001
Vidéo envoyée par hery

Roma_0002
Vidéo envoyée par hery


Trackback URL

http://blaogy.com/trackback.php?id=1696

Leave a Reply

One Response to Video Fihaonana Roma



  1. Visit cowboy

    Mahafinaritra kah! :-)

    Misy mahay mandihy be mintsy ao zany an! :-P



  2. Visit Angie

    Tena souvenir be ny fiarahantsika namana teto Rome 2006, dia manantena ny mbola hitohizan'izany eran'izao tontolo izao.

    Ampitiavana be foana