Lahatsoratra miafina.
Namboarina kely ny momba ny lahatsoratra miafina. Mba hahafahanao mamaky ity lahatsoratra ity dia ampidiro ny tenimiafina hoe andrana
Toa izao izany no atao rehefa hampihatra ny momba ny tenimiafina vaovao.
- Mandehana aloha ao amin'ny "Lahatsoratra -> Champs personalisés"
- Dia fafao ny champs personalisés "secret_field" na izay mifandraika @ fanafenana lahatsoratra
- Miverena avy eo ao amin'ny Momba ny Blaogy -> Lahatsoratra miafina
- Raha tsy activé ilay hoe "Hampiasa ny fanafenana lahatsoratra miafina" dia activer-o dia "Tehirizo"
- Manorata amin'izay
Marihina fa mila mampiasa an'ilay fanapahana lahatsoratra
rehefa manisy tenimiafina amin'izay tsy hita eo amin'ny pejy fandraisana ny teny fampidirana.
09/11,2007, at 15:26
Visit kwasi
Dia narahana an-tsakany sy an-davany ireo lazainao ireo ry hery fa dia mbola tsy tafavoaka foana ny ahy e.
Sao dia mbola misy tsy ampy ny torohevitra?