Andraikiba... Mena Masoandro (Nampiana)

hery 23 Novambra, 2007 09:45 Izaho sy ny ahy Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Mamadibadika ny sary nalaina tany Madagasikara aho dia nahita hoe ity sary ity no anisan'ny tsara indrindra (ilay masoandro milentika fa tsy ny olona akory). Tao Andraikiba Antsirabe no nalaina. Tsy dia nampoizina firy fa avy nijerijery zava-maniry fanao fanafody teny antendrombohitra teny izahay dia nony nody dia nandramana nalaina sary ilay mena masoandro... dia tena nety. Misy version video izay misy lakana mandeha ihany koa.

Tsy ratsy ihany ilay Gasikara kah.

Andraikiba 

IMGP8368IMGP8367IMGP8366IMGP8365IMGP8364IMGP8358IMGP8357IMGP8356IMGP8354IMGP8353IMGP8352IMGP8337IMGP8336IMGP8335IMGP8334IMGP8332IMGP8331IMGP8330


Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)