Todo: ny voalohany no ambony

Published on 03/29,2006

Amin'izao fotoana izao ao amin'ny blaogy.com dia ny lahatsoratra
farany nampidirina no miseho voalohany. Izay aloha no tokony ho izy
amin'ny blaogy rehetra.
Fa amin'izao dia hitako misy mampiditra tantara. Ka asa mety ho
tsaratsara raha ohatra ka asiana safidy hoe ny lahatsoratra voalohany
ampidirina no miseho voalohany dia mitohy hatrany. Lojika kokoa io ho
an'ny tantara izay tohizana hatrany... Izany hoe rehefa vita ilay izy
dia mamaky eo amin'ny voalohany ny olona dia avy eo mamaky ny tohiny.
Raha mahaliana io dia hojerevana ny hanaovana azy.


Trackback URL

http://blaogy.com/trackback.php?id=403

Leave a Reply

One Response to Todo: ny voalohany no ambony



  1. Visit Tina

    Misaotra Hery na d izay eritreritra izay fotsiny aza a. Tonga tany aminao mihitsy ilay eriteritro na d mbola tsy nosoratako taty aminao aza. Reveko b ilay ianao ts mitsahatra ny miketriketrika ho fanatsarana foana. Tsy mora mionona na afa-po fa mitady hevi-baovao hanatsarana hatrany. Tsy gaga aho raha tafa be ohatran'izao ny serasera.org sy izay rehetra nanaraka azy. Soa fianasa!

    Tsara be ilay hevitra fa de misaotra dieny mialoha. Aza atao ambaninjavatra ny ankilany na d izany aza. MANKASITRAKA EH!