Finday my700x

Published on 04/17,2008

Very tany Dago teo anelanelan'Analakely sy Mahamasina ny findaiko ny alakamisy 10 aprily teo... teo anelanelan'ny tamin'ny 12 ora ka hatramin'ny 2 ora tolakandro. :-) (raha sendra nisy nahita)

Dia voatery nividy an'ity finday vaovao ity. Sagem my700x. Tsara endrika sady tsy lafo nefa be zavatra ao anatiny. Misy azo hihainoana Radio sy Mp3, bluetooth ihany koa. Ny mahatsara azy koa dia azo asiana memoire Minidisk. Angamba mba haharitra.

my700x

 


Trackback URL

http://blaogy.com/trackback.php?id=4648

Leave a Reply

One Response to Finday my700x



  1. Visit news2dago news2dago

    Tsss enao kosa tokony taty dago ihany no nividy nahazo tsara lavitra noho io ny samsung aty tena mora sady tg de double sim simultanée!

    misy ihany koa ny ecran tactil sy mini tv fa marika digital kosa aloa e! made in china! tena tokony nihaona tamiko ianao de nomeko prix nilay be! aminy manaraka e!



  2. Visit DotMG

    Ity mba andrakandramo ihany rehefa mahazo finday fa mety hahasoa: alaivo ny numéro IMEI (taper *#06#) dia ataovy tsara pirina. Rehefa enga anie ka very ilay finday dia atero any amin'ny polisy io numéro IMEI io fa tena possible hita ilay izy na dia soloin-dry zalahy aza ny laharana.

    Misy ihany ny mpivarotra finday mametaka an'io numéro IMEI io @ rosia ka sao mba hita any ho any. Raha hita io tokony ho vetivety no hakan'ny polisy an'ilay finday very.



  3. Visit lehilahytsyresy

    Avy any amin' io Sagem my700x io izany i Ra-Hery dia efa afaka manaraka ny vaovao eto amin' ny blaogy e.
    Fa ilay iray very teto Dago ve mety hoe hadino tany anaty fiara sa mety hoe nisy "nindrana" ?



  4. Visit simp

    hery,
    fone hafa ampiasaina refa @ ilay toerana tsy azo antokisana ireny... le gladibe tsy mampte hangalatra ireny mintsiny :)

    dotmg,
    merci @ le IMEI an :)



  5. Visit DotMG

    simp> tsisy fisaorana fa tena tsy possible hono no hanovana an'io nefa indray iray minitra no tokony hahitan'ny opérateur hoe ilay numéro iza no mifanaraka @ ity IMEI iray ity. Dia mba ilazao ry zalahy "mpindrana" finday hoe mba any am-pita indray alefa ny finday halatra amin'ny sisa. Ohatra hoe any Komaoro, ...