Ny Italiana sy ny Eoropeana

Published on 04/24,2008

Ity sarimihetsika kely ity dia namboarin'i Bruno Bozzetto izay Italiana. Mampiseho ny mahasamihafa ny Italiana amin'ny Eoropeana hafa... na ny marimarina kokoa, ny mampitovy ny Italiana amin'ny Afrikana :-)

Dia aza omena tsiny :-) 

 


Trackback URL

http://blaogy.com/trackback.php?id=4712

Leave a Reply

One Response to Ny Italiana sy ny Eoropeana



  1. Visit ikalamako ikalamako

    tpt foana aho kah !
    Indrindra ilay miampita arabe ! tena izy mihitsy io. Ianao tezitra dia mikabary indray no mbola tadiaviny hitsahina hono fa tsy manana zo hitaraina. tsss



  2. Visit Su

    Efa elaela ihany aho izay no tany Italie, hay mbola tsy niova fa mbola ohatra ilay hitako tamin'izany ihany.

    Nahala voly fa misaotra e.



  3. Visit lehilahytsyresy

    Misaotra fa tsara ilay video e. Nampitsiky sy nanala hamohamo.

    Io izany izao ilay nantsoin'ilay mpihira taloha (Toto Cutugno) hoe "sono l'italiano, l'italiano vero, e ne sono fiero."



  4. Visit ikalamako ikalamako

    lehilahytsyresy : dia izahay ilay tonga amin'ny hira hoe :
    "io sono un italiano
    italiano nero"

    (NdlR : je suis un italien
    italien noir hihihi)