Vakiraoka Daholo

hery 19 Mey, 2008 17:04 Izaho sy ny ahy Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Ny fotoana hanoratana ve no tsy ampy sa ny saina no mbola mikorontana? Misimisy ihany ny lahatsoratra tsy mety vitako hatramin'ny farany ato dia miangona ao amin'ny vakiraoka ao. Ho lany daty ny ankamaroany. Hojereko amin'ity herinandro ity.


Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)