Velona indray ny takelako
Published on 05/29,2008
Velona indray ny takelako hery.serasera.org rehefa niaraka nitsikasina tamin'ny serasera.org. Angamba mba hanana fotoana hanatsarana azy io aho amin'io été ho avy io. Io no takelaka tsy voakasika indrindra, satria ahy manokana dia tsy mahamaika foana.
Sady tsy dia misy zavatra mahaliana loatra koa ao fa nolazaiko eto fotsiny mba hampalaza azy kelikely indray. Nanjavona tao amin'ny pejy voalohan'ny google mantsy ilay izy rehefa tapaka nandritra ny andro maromaro.
05/29,2008, at 18:23
Visit news2dago
oh mbl tsy velona tokoa ny serasera ry hery a! fa ahn e?
05/29,2008, at 18:42
Visit pissoa
(Ary neveriko hoe velona indray ny talentako ilay izy tao amin'ny fandraisana blaogy.com ... efa niandry tononkalo be lol)
05/29,2008, at 19:20
Visit ikalamako
nitsanga-ko velona, lol
05/30,2008, at 15:21
Visit sazykely
azfd inona moa zany été amin'ny teny malagasy fa tena ts tadidiko
za koa mino fa tsy tadidin'i Hery fa mba ampio re zay a
06/02,2008, at 16:51
Visit olpzhajt
furhdgwq http://whgguknm.com yuyspvfl hxvqqoas [URL=http://hzwcwbxm.com]mnhsgsaz[/URL] kpkmlcgu
06/07,2008, at 11:06
Visit iekcfjav
[URL=http://teixgidm.com]xadhovgn[/URL] ysibadop http://ygmklbxh.com bprzzsen xadccyua wihwnugs