Fete de l'internet an-tsary
Published on 06/29,2008
Tonga dia efa apetrako eto ny sary vitsivitsy nandritra ny fete de l'internet omaly sy androany nandraisan'ny Telomiova / Jojopil / Serasera / Infogasy anjara.
Ny tohiny dia ao amin'ny http://flickr.com/photos/telomiova




















































































































































































06/29,2008, at 19:00
Visit news2dago
tsara ny sary e!
ny anay rangahy tapaka foana ny aterineto a! nefa ve oe fety
06/29,2008, at 19:22
Visit pissoa
Misaotra amin'ny sary ry Hery a.
(Zahay koa mba naka sary an-tsaina tamin'ny live blogging tao amin'ny twitter lol)
06/30,2008, at 09:59
Visit DotMG
Ahoana kay no atao raha mba te ho fotozenika?
06/30,2008, at 15:11
Visit Tattum
DotMg> ttt
06/30,2008, at 17:25
Visit ravatorano
mahafinaritra e !
za tena tsy tafa fa nisy antony lehibe nahatonga ny sampona tsy azo nialana fa dia isaorana ny rehetra tonga nanamasaka ny stand telomiova e!
06/30,2008, at 18:22
Visit pissoa
DotMg : miova vehivavy hi hi hi !
06/30,2008, at 21:45
Visit simp
dotmg: asiana smiley eo akaiky ;-)