Sarintava ao amin'ny serasera

Published on 07/08,2008

Dia vita androany ny andrana momba ny fampiasana sarintava eto amin'ny serasera. Amin'izao fotoana izao dia ny forum ihany no misy azy fa hiitatra eo anivon'ny takelaka mampiasa solonanarana serasera iray manontolo.

Inona ilay sarintava? Sary fa tsy sarona :-) nalaina tamin'ny kilalaonteny hoe avatar - ar-tav - sarintava :-)

Aiza no misy azy? Jereo ao amin'ny Mombamomba anao ao amin'ny serasera izany hoe http://namana.serasera.org/izaho dia ovay ilay efa ao :-). Raha toa ka tsy tianao hiseho any amin'ny lisitry ny sary ny sary hakanao ny sarintava dia ataovy sary manokana (ho an'ny namanao manokana)

Tokony ho tsotra ny fanamboarana sarintava fa andraso aloha hojerena ny vokany. Raha sarotra dia hazavaina eto ihany.

Takelaky ny sarintava

http://avatar.serasera.org

Te hijery sarintava vitsivitsy?

Ireto misy sarintava vitsivitsin'ny namana mpi-blaogy. Miova ho azy ireo rehefa mampiditra sarintava izy. Iza ary ireo oooo :-)

Sombiny ihany ireto fa sao dia feno ny tabilao.

                               


Trackback URL

http://blaogy.com/trackback.php?id=5022

Leave a Reply

One Response to Sarintava ao amin'ny serasera



  1. Visit DotMG

    Warning: imagecreatefromjpeg() [function.imagecreatefromjpeg]: gd-jpeg: JPEG library reports unrecoverable error: in /home/namana/public_html/modules/namana/avatar.php on line 36

    Mba mila jerena kosa hoe gif sa png ilay sary nalefanay e!



  2. Visit hery hery

    DotMG> tssss... jpeg ihany :-)
    Asa maika io dia mbola hohatsaraina e. Hitanao ihany fa rehefa asa alina dia tna zaitrantsena.
    Mba ataovy jpeg mou klou e ;-)



  3. Visit hery Todo: - Browser caching (tsy tokony halaina @ sources foana) - png/gif processing - multi-sized avatar


  4. Visit ikalamako ikalamako

    zao kosa milay fa samy manana ny sarin-tavany ny blaogy sy ny forum, yesss ! (doty)



  5. Visit xxx

    Dia ahoana rehefa manao xxx ! Miseho ve ny saron-tava ? :-P



  6. Visit simp

    azo atao sary tsy sarinao ve izany ilay izy?? :)



  7. Visit ikalamako

    zahay mba te hahita an'i simp rehefa miresaka fa tsy alicia an ! :-P
    Miresaka amin'i Dot aza izao miresaka @ Madagasikara



  8. Visit simp

    :)
    naika i Santa no ataoko fa zany hoe mba tsy handiso fanatenana an'ikalamako dia io za eee :*:*

    :b:b:b



  9. Visit pissoa

    Mba omeo sopapa kely eee, avataran'iza le mitendry gitara ? :-P hi hi hi



  10. Visit ikalamako ikalamako

    pissoa : mickael jackson
    mdr