Lalao Serasera.Org

hery 11 Aprily, 2006 01:59 Serasera.org Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

lalao seraseraTaorian'ny fanamboarana ny "joomla component serasera" voalohany dia afaka nanokatra ny lalao.serasera.org aho. Nisokatra nanomboka omaly izany ny takelaka lalao.serasera.org izay hahitana lalao vitsivitsy amin'ny ho avy. Ny lalao efa mitranga ao dia ny Eseky (Jeu d'échec - Chess game) izay ahafahana mifanandrina amin'ny namana hafa. Misy flash games vitsivitsy ihany koa ho an'ireo izay tia jeux solitaires.

Mieritreritra ny hanamboatra game components vaovao aho fa mbola tsy azoko antsaina tsara hoe inona no azo atao. Gasigasy ihany no hitako fa mety hahasoa.


Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)