Depuis quelques jours, ils ont affiché en bas de l'écran que la chaine de France2 ne sera plus diffusée gratuitement sur UHF à Rome. Pour pouvoir capter France2, à partir de 15 décembre 2006, il faut disposer d'un décodeur. C'est donc, pour nous, la fin d'une aventure heureuse avec France2 :-). D'après ce que j'ai entendu, cette chaine publique française a été diffusée ici en Italie depuis plus de 20 ans. C'était, en fait, la seule chaine française que nous pouvons voir sans aucun abonnement... et c'est le seul (ou presque) canal que nous regardons à la maison.
C'est étrange mais nous n'aimons pas trop les chaines italiennes. Trop de vulgarités... trop de belles femmes... trop de paroles... volume trop élevé... trop de pub... trop de trop. :-)
Je prévois déjà une résolution forcée pour le nouvel an... Une année sans télé.
Misy namako anakiray izay mikarakara mafy fananganana Gazety ho an'ny tanora mpianatra sy mpampianatra any Toliara. Miainga tanteraka amin'izay kely ananany izy kanefa hitako fa matotra ny ezaka. Araka ny nolazainy ahy androany ary dia amin'ny voalohandohan'ny desambra io no hamoahana ny gazety.
(tohiny)
Vita indray izany izao ny player izay fihainoana ny Radiovazogasy.com. Tsy dia mahay flash loatra aho (tsy mahay mihitsy) fa dia izay hita no natambatambatra tao.
Azon'ny rehetra apetraka amin'ny site-ny ny player. Apetrako eto ambany eto dia jereo ny sources
Fitaovana iray namboarina izay mampiseho ny isan'ny mpihaino amin'ny Radio mampiasa SAM.
Jereo eto: SAMgraph
Toa izao ohatra ny mpihaino ao amin'ny Radiovazogasy
Nivoaka androany ny release voalohan'ny Karabot... "Beta release" ary efa manomboka sahady manova azy aho.
Ny Karabot dia robot izay miasa sy mamaly ao anatin'ny chat IRC anakiray. Efa nikirakira eggdrop aho vao nanapakevitra ny hanoratra an'io robot io amin'ny alalan'ny PHP (mampiasa cli). Net_SmartIRC izay ao anatin'ny PEAR no nampiasaina hifandray amin'ny serveur.
Matanjaka tsara ilay bot ary tsy atahorana aloha hatramin'izao. Efa mipetraka ao amin'ny karajia.org mantsy izy io ary BotLives01 no anarany ao. Ny zavatra ataony ao amin'ny karajia.org amin'izao fotoana izao dia
- Mamaly ny baiko madinika mahazatra ny ankizy mpikarajia (Fun)
- Mamaly ny baiko momba ny radiovazogasy. Izany hoe mampiseho ny hira mandeha, mitady hira, mandahatra hira ary mametraka hafatra.
- Misy koa ny baiko hafa izay ataon'ny administrateurs.
Ny mbola hatao
Hampidirana baiko vitsivitsy:
- Mamaky hafatra
- Mamaky forum
- Mamaky gazety RSS
- Mandefa email
- ...