Fleurs du Gazon d'Olympe

2013-04-24 @ 22:02 in Kanto, Sary

Gazon d'Olympe

Nahita fika tamin'ny internet hanaovana macro mampiasa "Reversed lens" (objectif renversé?) indray aho. Izany hoe afototra ny objectif ka ny lohany no atao vodiny tongony :-). Mba hahafahana manao izany nefa dia mila adapteur adaptateur (efa hoe adaptateur fa tsy adapteur no fiteny) izay mora dia mora ao amin'ny ebay. Ny objectif mahazatra, grand angle, 18-55mm ihany no nampiasaina fa nafototra. (tohiny)

Voninkazo sy masoandro

2013-04-14 @ 08:32 in Kanto, Sary

Tsy misy lahatsoratra lava androany fa alahady... maka fy fotsiny ny  hatsaran'ny zava-boahary.

            

Santatry ny lohataona 2013

2013-04-06 @ 11:01 in Kanto, Sary

Ela ny ela ka tonga ihany ny lohataona. Mbola hisy orana vitsivitsy ato ho ato fa ny zava-boahary efa nahafantatra mialoha ka efa nanomboka namoakan ny voniny. (tohiny)

Nanandrana sary low-key

2013-04-05 @ 12:43 in Kanto, Sary

Araka ny nambarako tamin'ny twitter-ko omaly dia nanandrana nanao sary nampiasa low-key lighting aho na low-key photography. Ny low-key photography dia fomba iray fakana sary izay mampiasa loharanon-kazavana mampivoitra ny aloka. Matetika dia atao mainty na maizina tanteraka ny "arrière-plan".  (tohiny)

Droits d'auteurs, baiboly, serasera

2013-04-04 @ 14:19 in Kanto, Sary

A Girl and a DogNida, Lithuania,2007

Andrej Vasilenko A Girl and a Dog
Nida, Lithuania,2007

 

Sendra namaky ny tantaran'ilay mpaka sary tsy matihanina anakiray antsoina hoe Andrej Vasilenko aho teo nalaina avy ao amin'ny "The Register". Raha fehezina ny tantara dia nisy an'io sary eo ambony io izay nalain'i Andrej Vasilenko tamin'ny taona 2007 tany no nanjary nalaza tampoka satria noheverina ho an'ilay mpaka sary malaza hoe Henri Cartier-Bresson. Nampitondrain'ny olona anarana hoe "A girl and a dog" moa ny sary tamin'izay. (tohiny)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Septambra 2025 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry