« | »

Haka aina kely

2006-03-18 @ 13:05 in Blaogy Dev

Be be ihany ny zavatra vita tamin'ity herinandro ity momba ny blaogy.com. Mbola betsaka koa ireo tetik'asa mbola hatao. Koa aleo aloha haka aina kely indray fa tsy hiari-tory androany alina.
Ireo zavatra tokony mbola hatao ao amin'ny blaogy.com :

  • Fandikana amin'ny teny gasy izay mbola tsy vita
  • Fampidirana themes matroka vitsivitsy satria tsy mbola ampy
  • Fanamboarana ny template-n'ny pejy fandraisana
  • Fanatsarana ireo plugins izay efa napetraka
  • ...

Hevitra

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Novambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30      
Rohy
  • Blogroll
Tahiry