« | »

Efa nahita kisoa?

2007-05-08 @ 08:11 in Izaho sy ny ahy

Rehefa mipetraka aty andafy aty ny olona sasany dia tsy mahita biby velona intsony (ny zanaky ry Lanto aza moa any amin'ny "parc" no mijery akoho :-))... koa ho an'izay mbola tsy nahita kisoa, na ny marimarina kokoa kisoa teraka dia misy sary iray ity.
Sary nalefan'ny tany Dago... fa toa manana kisoa vitsivitsy hono ry zareo.

Ankoatr'izay dia jereo eto ny ohabolana vitsivitsy misy hoe Kisoa :-) 

 

Hevitra

Oulala ! efa manakaiky moa ny 26 ? hihihi

Nampidirin'i pissoa @ 12:21, 2007-05-08 [Valio]

kisoa vavy

na ny kisoa aza moa itony mahay mikarakara ny tokatranony sy ny menaky ny ainy.

Nampidirin'i miangaly @ 03:21, 2007-05-09 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry