« | »

Ampahatelon'ny androko

2006-03-24 @ 14:08 in Serasera.org


IMGP5069
Nampidirin'i heriniaina.
Eto no andaniako ny ampahatelon'ny adroko isanandro. Raha 24 ora ny andro iray dia ny 8 ora amin'izay (na mihoatra aza rehefa tsy manao pause fa manao serasera) dia laniko ato amin'ity birao ity daholo.
Ordinateur anakiroa miampy serveur Windows Server 2003 1GB Ram sy HDD 2 x 250 GB (somary miafina io ambany io dia ilay monitor io ny monitor-ny). Windows daholo :-). Ery amin'iry ordi anakiray iry daholo ny backup serasera ankoatran'ny any amin'ny dedicated server. Io koa no manao ny test rehetra. Ny ordi anakiray tsy hita eto amin'ny sary kosa anaovana ny kandra tsy azo asiana zavatra hafa :-)
Oups, adinoko teo ambonin'ny birao ny rano... mahalany rano 1,5 litatra isanandro :-) (plus si affinité).

Hevitra

Azo antoka izany fa vadinao faharoa ireo computers ireo kou. D tsy saro-piaro ve rafotsy?

Nampidirin'i Tina @ 15:00, 2006-03-29 [Valio]

Za de mandany 2 ora eo ho eo reefa mi-surf. ary tena hitako we mitovitovy amina "drogue" ihany ity internet iry reefa ataoko ny fandinihana; sa ahoana hoy nareo ?

Nampidirin'i iHaja @ 15:47, 2006-03-29 [Valio]

Tina> tsy saro-piaro izy kah... ireo no hihinanana kou :-)

Nampidirin'i Hery @ 01:46, 2006-03-30 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30 31          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry