« | »

Hatao mandritra ny weekend

2006-03-25 @ 02:30 in Ankapobeny

Ohatran'ny vao maika miangona daholo wah ny zavatra rehetra rehefa
weekend. Nefa tokony mba miala sasatra.
Apetrako eto daholo sao adino:
- Mampiditra TinyMCE ao amin'ny tahiry.serasera.org
- Manamboatra ny summary theme blaogy.com
- Mampiditra themes vaovao farafaharatsiny 3 ao amin'ny blaogy.com
- Manamboatra ny plugin CSS overwrite ao amin'ny blaogy.com (io no
important @ plugins rehetra tokony hamboarina)
- Afindra ny doka.serasera.org sao dia tratran'ny Bandwidth limit koa.

Dia ho hita eo hoe inona no vita.
Oups... kay mbola hamonjy fety, hanapaka volo, de radem hivoaka :-D
Tsy ho vita indray zany reo???

Hevitra

Tohiny :-)

- IFG: wiki SSO

Nampidirin'i hery @ 02:37, 2006-03-25 [Valio]

Kay lety e! tavoahangin-drano firy izany?!!! :)
Mazotoa e! :)

Nampidirin'i lapino @ 03:13, 2006-03-25 [Valio]

Hihihi, aiza ho aiza izao i Hery @reo asa be ireo fa efa ho tapitra sahady ilay weekend?

Nampidirin'i pissoa @ 06:27, 2006-03-25 [Valio]

- Mampiditra TinyMCE ao amin'ny tahiry.serasera.org -> vita 100%
- Manamboatra ny summary theme blaogy.com -> vita 50%
- Mampiditra themes vaovao farafaharatsiny 3 ao amin'ny blaogy.com -> vita 33%

Nampidirin'i hery @ 14:19, 2006-03-25 [Valio]

- IFG Wiki SSO -> 100%
dia dodo am'zay fa mampalahelo rafotsy lol

Nampidirin'i hery @ 15:44, 2006-03-25 [Valio]

mmhhh ny ahy tsy tafiditra anaty lisitra ny zavatra nangatahako :'( loool hihih

mazotoa kamboko e!!!! bizzzz @ rafotsy ao e! :)

Nampidirin'i sipagasy @ 23:10, 2006-03-25 [Valio]

:) marina zany tsy miala sasatra akory....
zà aza mbola mahita manadio trano kanou,
mipasoka, manao volo 8) mazotoa ra hery a!

Nampidirin'i fasaly @ 01:00, 2006-03-26 [Valio]

- Manamboatra ny plugin CSS overwrite ao amin'ny blaogy.com (io no
important @ plugins rehetra tokony hamboarina) -> 100%

Nampidirin'i Hery @ 22:04, 2006-03-26 [Valio]

Mba ampy fitiavana ihany ve rafotsy amin'ny weekend amin'izany ry Hery? sao d lasan'io computer io daholo?

Nampidirin'i Tina @ 14:57, 2006-03-29 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30 31          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry