« | »

Nomen'Andriamanitra ny fara

2009-01-22 @ 06:20 in Izaho sy ny ahy

Nahazo hafatra avy any amin'i zandrinay faravavy aho fa tsy nahandry ny andro zoma i Idealy fa te hikorana sahady hiaraka amin'ny olona ety ambany masoandro. Androany maraina tamin'ny 4 sy sasany izy no tonga tety an-tany. Tsy mba niandry ilay cousin-ny akory. Dia nomen'Andriamanitra ny fara r'ise a.

Hevitra

news2dago

Mitombo isa ihany ny malagasy! lol

De maroroa taiza hn oe

Nampidirin'i news2dago @ 07:20, 2009-01-22 [Valio]

Fafa sy riri ve no nahazo zazah? Sa za no tsy maharaka? Arahabaina hono hoe

Nampidirin'i Philo @ 07:50, 2009-01-22 [Valio]

arahabaina sefo fa mitombo iray indray ny fianakaviana eo ampiandrasana ny cousin-ny an !!!
Mitomboa taiza hono hoe, ilazao ranabavy, fa tena tonga izao ny Idealy.

Nampidirin'i ikalamako @ 08:42, 2009-01-22 [Valio]

Dia tongasa soa ilay cousin-ny e ! Sa efa tonga eto ambany masoandro ?

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 11:52, 2009-01-22 [Valio]

Depa ndray razoky :-) Arahabaina i Fara nahazo fara e!

Nampidirin'i lanto @ 19:12, 2009-01-22 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry