« | »

Nahazo basy tampoka

2009-01-30 @ 15:11 in Politika

Nisy nahazo basy tampoka... raha toa ka lasa fitaovana hiambenana fotsiny aloha tsy dia maninona loatra satria mba "voaaramaso"... fa ny basy sasany lasa aiza?

Andry Rajoelina sy ny basy Andry Rajoelina sy ny basy Andry Rajoelina sy ny basy Andry Rajoelina sy ny basy Andry Rajoelina sy ny basy

Hevitra

lasa nanaovana bandy sirĂ´la :-)

Nampidirin'i ikalamako @ 17:17, 2009-01-30 [Valio]

sady taitaitra zany le ranamana io!!

Nampidirin'i aho @ 18:02, 2009-01-30 [Valio]

iza marina no tena manana mercenaire e? avy aiza ireo mpiambina an'i jiolahimboto ireo?

Nampidirin'i sera @ 18:09, 2009-01-30 [Valio]

Mety nisy olon-tsotra mba naka ny miaro ny tranony amin'ireto mpandroba ! MAndry tsy lavo loha ny tany !

Nampidirin'i Kdaombramita @ 18:27, 2009-01-30 [Valio]

basy => dahalo, malaso

Lasan' ny Dahalo sy ny Malaso nentina hangalarana omby any atsimo ny ambina basy rehetra.

Nampidirin'i iNaivo @ 19:32, 2009-01-30 [Valio]

Ny vokatsoan'ny tolona notarihin'i Andry :

http://news2dago.blaogy.com/post/770/5897

http://news2dago.blaogy.com/post/770/5897

http://news2dago.blaogy.com/post/770/5897

http://news2dago.blaogy.com/post/770/5897

Nampidirin'i Njaka @ 21:01, 2009-01-30 [Valio]

-

Ny vokats'ny tolona notarihin'i Andry:
----------------------------------------
http://news2dago.blaogy.com/post/770/5897
----------------------------------------

Nampidirin'i Njaka @ 21:05, 2009-01-30 [Valio]

hery dondrona

enny anao rahery fialonana no betsaka,tsy mahita izay zava misy aty dago akory fa varian a manao solafa mbazaha any de mirediredy fontsiny

Nampidirin'i llll @ 22:09, 2009-01-30 [Valio]

raha misaina kely fotsiny mandeha @ lalana tsy misy lavaka tsony ohatrany taloha (tamatave, majunga etc....)dia tokony hisaotra izay nanana heripo nanamboatra izany, zavabita ngezabe zany ary midera sy mankasitraka azy ny tenanay...,

Nampidirin'i zotti @ 22:57, 2009-01-30 [Valio]

Anti-maivandoha

ARABAINA RY ZALAHY FA OHATRA NY ANY AFRIKA MIHITSY TSIKA ZAO AN! NGA TSY LOZA! DEMOKRASIA KOA ZANY NY FANANAN'NY TSIRAIRAY BASY.

Nampidirin'i Anti-maivandoha @ 07:34, 2009-01-31 [Valio]

IIII > na aty an-dafy na any Dago gasy foana ny ranay ka manana zo hiteny ny olona. Rehefa tsy faly ianao andahana manao mercenaire-n' Mr V koa!

Nampidirin'i Fanjakan'ibaroa @ 15:35, 2009-01-31 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jiona 2018 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30  
Rohy
  • Blogroll
Tahiry