« | »

Naka aina kely

2009-09-10 @ 07:15 in Izaho sy ny ahy

Lavalava iny fialan-tsasatra iny. Naka aina kely mihitsy aloha fa mafotaka daholo na ny politika na ny serasera na ny asa na ny fitaizana. Lasa lavidavitra ihany nandritra ny 1 volana latsaka. Ireto ny sombitsombintsaryValle d'Aosta (Italie)

 Valle d Aosta Valle d Aosta Valle d Aosta Valle d Aosta Valle d Aosta Valle d Aosta

Genève (Suisse)

  Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve

Melun (France)

  2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi

Paris (France)

  2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi

Mbola sahirana kely mizatra asa amin'izao :-) angamba amin'ny herinandro ambony mba ho tena zatra tanteraka.

Hevitra

Mahafinaritra ny mijery anareo 3 mianaka ! mazotoa ô !

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 11:02, 2009-09-10 [Valio]

bogosy kosa le boay kely an
hihi

Nampidirin'i simp @ 13:05, 2009-09-10 [Valio]

ny shédévra-n'i sefo !

Nampidirin'i ikalamako @ 14:25, 2009-09-10 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Mey 2020 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30 31
Rohy
  • Blogroll
Tahiry